"Jehovah mankasitraka izay matahotra Azy, Dia izay manantena ny famindram-pony". Salamo 147 : 1-11 (and.11)
Tohiny
"Fa efa miseho ny fahasoavan'Andriamanitra, izay famonjena ny olona rehetra".Titosy 2 : 11-15 (and.11)
Tohiny
"Indro, ny mason'i Jehovah mitsinjo izay matahotra Azy, dia izay manantena ny famindram-pony". Salamo 33 : 18-22 (and.22)
Tohiny
"Fa ny masoko efa nahita ny famonjenao". Lioka 2 : 25-32 (and.30)
Tohiny



