Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary noho ny fitahian'Andriamanitra ahy dia mbola maharitra mandraka androany aho ka manambara na amin'ny kely na amin'ny lehibe, ary tsy milaza na inona na inona afa-tsy izay nolazain'ny mpaminany sy Mosesy fa ho avy,fa Kristy tsy maintsy mijaly ary ho voalohany hitsangana amin'ny maty ka hitory fahazavana amin'ny olona Isiraely sy amin'ny jentilisa". Asan'ny…
Tohiny

"Koa lazao aminy hoe:Izao no lazain'i Jehovah,Tompon'ny maro:Miverena amiko ianareo, hoy Jehovah,Tompon'ny maro, dia mba hiverina ho aminareo kosa Aho, hoy Jehovah,Tompon'ny maro". Zakaria 1:3  
Tohiny

"Fa lazaiko aminareo fa ho moramora kokoa ny ho amin'ny tany Sodoma amin'ny andro fitsarana noho ny ho aminao". Matio 11:24
Tohiny

"Fa izay mankahala ny rahalahiny dia ao amin'ny maizina ary mandeha ao amin'ny maizina ka tsy mahalala izay alehany, satria ny maizina no efa nahajamba ny masony". 1 Jaona 2:11
Tohiny