Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa ianareo kosa no hatao hoe mpisoron'i Jehovah,Mpanao fanompoam-pivavahana ho an'Andriamanitsika no hilazana anareo ; ho lasanareo ny haren'ny firenena, ary handimby voninahitra azy ianareo". Isaia 61:6
Tohiny

"Fa na zovy na zovy no hanao teny hanohitra ny Zanak'olona dia hahazo famelan-keloka; fa izay miteny ratsy ny Fanahy Masina dia tsy mba hahazo famelan-keloka". Lioka 12:10
Tohiny

"Fa ny Mpananatra, dia ny Fanahy Masina,Izay hirahin'ny Ray amin'ny anarako. Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo". Jaona14:26
Tohiny

"Ary noho izany izahay koa hatramin'ny andro nandrenesanay dia tsy mitsahatra mivavaka sy mangataka ho anareo, mba hofenoina fahalalana tsara ny sitrapony ianareo amin'ny fahendrena sy ny fahazavan-tsaina rehetra avy amin'ny Fanahy, mba handehananareo miendrika ny Tompo, hanaovana ny sitrapony amin'ny zavatra rehetra, dia mahavokatra amin'ny asa tsara rehetra sady mitombo amin'ny fahalalana tsara an'Andriamanitra, ary ampahatanjahina…
Tohiny