Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Jehovah Andriamanitrao no ao aminao, Mahery Izy ka hamonjy; Hiravoravo anao amin'ny fifaliana Izy; Ho sondriana* amin'ny fitiavany Izy; Hifaly anao amin'ny fihobiana Izy". [*Hebreo: hangina] — Zefania 3 : 17
Tohiny

"Ary ny Tompo anie hampitombo sy hampandroso anareo amin'ny fifankatiavana sy ny fitiavana ny olona rehetra, dia tahaka anay aminareo koa, mba hampiorina ny fonareo tsy hanan-tsiny amin'ny fahamasinana eo anatrehan'Andriamanitra Raintsika amin'ny fihavian'i Jesoa Tompontsika mbamin'ny masiny rehetra". — I Tesaloniana 3 : 12 - 13
Tohiny

"Fa raha mbola hisy koa ny farany, Dia tsy ho foana ny fanantenanao". — Ohabolana 23 : 18
Tohiny

"Ary izao no fitiavana, dia ny handehanantsika araka ny didiny. Izany no didy, tahaka ny efa renareo hatramin'ny taloha ihany, dia ny handehananareo aminy". — II Jaona 6
Tohiny