Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Koa lazaiko aminareo: Na inona na inona tononinareo amin'ny fivavahana sy angatahinareo, dia minoa fa efa nandray ianareo, dia ho azonareo izany".  Marka 11 : 24
Tohiny

"Ary hoy Jehovah taminy: Efa reko ny vavakao sy ny fifonanao izay nataonao teo anatrehako; koa efa nohamasiniko ity trano nataonao ity mba hampitoerana ny anarako mandrakizay: ary ho amin'ity mandrakariva ny masoko sy ny foko". I Mpanjaka 9 : 3
Tohiny

"Ary ianareo dia manana alahelo ankehitriny; fa hahita anareo indray Aho, dia ho faly ny fonareo, ary tsy misy olona manaisotra ny fifalianareo aminareo". Jaona 16 : 22
Tohiny

"Fa Izay natsangan'Andriamanitra no tsy mba tratry ny lo". Asan'ny Apostoly 13 : 37
Tohiny