"Ary marina ny anamelohany antsika, satria mandray ny valin'ny nataontsika isika; fa ity Lehilahy ity kosa tsy mbola nanao zavatra tsy mety na dia kely akory aza". Lioka 23 : 41
Tohiny
"Minoa anatra ianao, ry Jerosalema, fandrao miombotra miala aminao ny fanahiko, ary fandrao hataoko tany lao ianao, dia tany tsy honenana". Jeremia 6 : 8
Tohiny
"Fa tsy hisy tsy ho tanteraka ny teny rehetra ataon'Andriamanitra". Lioka 1 : 37
Tohiny
"Ary rehefa lehibe ny zaza, dia notazana; ary Abrahama nanao fanasana lehibe tamin'ny andro nanotazana an'Isaka". Genesisy 21 : 8
Tohiny



