"Hatolotr'i Jehovah ho resy eo anoloanao ny fahavalonao, izay mitsangana hiady aminao, ka lalana iray no hivoahany hanatona anao, fa lalana fito kosa no handosirany hiala eo anoloanao". Deoteronomia 28 : 7-10 (and.7)
Tohiny
"Mahereza ary, ka aoka hitombandahy isika ho an'ny firenentsika sy ny tanànan'Andriamanitsika; ary aoka Jehovah hanao izay sitrapony". II Samoela 10 : 6-12 (and.12)
Tohiny
"Fa nataonao ho fitahiana mandrakizay izy; ampifalinao indrindra amin'ny tavanao izy". Salamo 21 : 1-7 (and.6)
Tohiny
"Mandeha mahitsy izay matahotra an'i Jehovah; Fa mivily lalana kosa izay maniratsira Azy". Ohabolana 14 : 1-3 (and.2)
Tohiny



