Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Indro, ny Mpanjakanao avy ho anao; Marina Izy sady manam-pamonjena". Zakaria 9 : 9-10 (and.9b)
Tohiny

"Ary hoy Jesoa taminy: Anaka, ny finoanao no nahasitrana anao; mandehana soa aman-tsara".  Lioka 8 : 43-48 (and.48)
Tohiny

"Ary rehefa hita fa nanan-tarehy ho olona Izy, dia nanetry tena ka nanaiky hatramin'ny fahafatesana, dia ilay fahafatesana tamin'ny hazo fijaliana". Filipiana 2 : 5-8 (and.8)
Tohiny

"Iza moa no maharesy izao tontolo izao afa-tsy izay mino fa Jesoa no Zanak'Andriamanitra?" I Jaona 5 : 4-5 (and.5)
Tohiny