"Inona ary no holazaintsika ny amin'izany zavatra izany? Raha Andriamanitra no momba antsika, iza no hahatohitra antsika?" Romana 8 : 31-36 (and.31)
Tohiny
"Ary Josoa dia nandresy ny Amalekita sy ny olony tamin'ny lelan-tsabatra". Eksodosy 17 : 8-16 (and.13)
Tohiny
"Vahao izy, ka avelao handeha". Jaona 11 : 41-46 (and.44)
Tohiny
"Ny fahafatesana no fahavalo farany horesena". I Korintiana 15 : 24-28 (and.26)
Tohiny



