Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Miandrasa an'i Jehovah ianao; matokia, ary aoka hahery ny fonao; eny, miandrasa an'i Jehovah".  Salamo 27 : 1-14 (and.14)
Tohiny

"Fa "rehefa afaka kelikely, Dia ho tonga Ilay ho avy, fa tsy hitaredretra". Hebreo 10 : 32-39 (and.37)
Tohiny

"Kanefa tsy nampamoahina ny amin'ny vola natolotra teo an-tanany ireo, fa nahatoky izy".  II Mpanjaka 22 : 1-7 (and. 7)
Tohiny

"Ny Tompo tsy mahela ny teny fikasany, araka izay ataon'ny sasany ho fahelany; fa mahari-po aminareo Izy, ka tsy tiany hisy ho very, fa mba ho tonga amin'ny fibebahana izy rehetra". II Petera 3 : 8-10 (and.9)
Tohiny