"Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay". Jaona 3 : 16-21 (and.16)
Tohiny
" Eny, avy faingana Aho. Amena. Avia, Jesoa Tompo!". Apokalypsy 22 : 17-21
Tohiny
"Ary misy fanantenana ho anao any amparany, hoy Jehovah". Jeremia 31 : 15-20 (and.17a)
Tohiny
"Ary misy fanantenana ho anao any amparany, hoy Jehovah; Fa ny zaza dia hiverina ho any amin'ny taniny indray". Jeremia 31 : 15-21 (and.17)
Tohiny



