Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Izay olona mahatoky dia manambara ny rariny; Fa ny vavolombelona mandainga kosa miteny fitaka". Ohabolana 12 : 17-28 (and.17)
Tohiny

"Koa izay manao azy fa efa mijoro tsara, dia aoka izy hitandrina, fandrao ho lavo". I Korintiana 10 : 1-12 (and.12)
Tohiny

"Fa hitako izao fa matahotra an'Andriamanitra ianao, ka tsy narovanao tamiko ny zanakao, dia ny lahitokanao". Genesisy 22 : 1-13 (and.12b)
Tohiny

"Ary na inona na inona no ataonareo, dia ataovy amin'ny fo, tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'olona". Kolosiana 3 : 22-25 (and.23)
Tohiny