Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary ny feo izay efa reko avy tany an-danitra dia niteny tamiko indray hoe: Mandehana, raiso ilay boky mivelatra eny an-tanan'ny anjely mitsangana eo ambonin'ny ranomasina sy eo ambonin'ny tany". Apokalypsy 10 : 1-11 (and.8)
Tohiny

"Koa mandehana ankehitriny, ka mameleza ny Amalekita, ary aringano izay rehetra mety ho azy, ka aza asiana miangana, fa vonoy avokoa, na lahy na vavy, na ankizy madinika, na zaza minono, na omby, na ondry aman'osy, na rameva, na boriky".  I Samoela 15 : 1-3 (and.3)
Tohiny

"Mandehana, ka mitsangàna, ary mitoria amin'ny vahoaka eo an-kianjan'ny tempoly ny teny rehetra milaza izany fiainana izany". Asan'ny Apostoly 5 : 17-22 (and.20)
Tohiny

"Mandehana ankehitriny, ka ento ny olona ho any amin'izay efa nolazaiko taminao; indro, ny Anjeliko no hitarika anao eo aloha; ary amin'izay andro hamaliako dia hamaly azy noho ny fahotany Aho". Eksodosy 32 : 30-35 (and.34)
Tohiny