"Ry rahalahy, aza mba ho zaza amin'ny fahalalana; raha amin'ny lolompo dia aoka ho zaza-bodo aza, fa amin'ny fahalalana kosa dia aoka ho lehilahy tokoa". I Korintiana 14 : 20-22 (and 20)
Tohiny
"Sambatra izay manana an'Andriamanitr'i Jakoba ho Mpanampy azy Sady manantena an'i Jehovah Andriamaniny". Salamo 146 : 1-10 (and.5)
Tohiny
"Satria izahay manantena an'Andriamanitra velona, Izay Mpamonjy ny olona rehetra, indrindra fa izay mino". I Timoty 4 : 6-10 (and.10b)
Tohiny
"Ary nitodika tamin'ny mpianany Izy, dia nilaza taminy manokana hoe: Sambatra ny maso mahita izay hitanareo". Lioka 10 : 21-24 (and.23)
Tohiny



