"Fa Izy namaly ka nanao hoe: Lazaiko aminareo fa raha mangina ireo, dia ny vato no hiantsoantso". Lioka 19 : 28-40 (and.40)
Tohiny
"Ary nandeha Ananiasy ka niditra tao an-trano, dia nametra-tanana taminy ka nanao hoe Ry Saoly rahalahy, ny Tompo, dia Jesoa Izay niseho taminao teo amin'ny lalana nalehanao, no efa naniraka ahy, mba hahiratan'ny masonao, ary mba ho feno ny Fanahy Masina ianao". Asan'ny Apostoly 9 : 10-19 (and.17)
Tohiny
"Dia hoy Davida tamin'i Natana: Efa nanota tamin'i Jehovah aho. Ary hoy kosa Natana tamin'i Davida: Jehovah efa nanaisotra ny helokao, ka tsy ho faty ianao". II Samoela 12 : 1-15 (and.13)
Tohiny
"Ary nandre ny feon'ny Tompo aho nanao hoe: Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay? Dia hoy izaho: Inty aho, iraho aho". Isaia 6 : 1-8 (and.8)
Tohiny



