Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Miaingà, ka midìna hihaona amin'i Ahaba, mpanjakan'ny Isiraely, izay ao Samaria". I Mpanjaka 21 : 17-24 (and.18a)
Tohiny

"Hoy Izy taminy: Avia, fa ho hitanareo. Koa dia nandeha izy ka nahita izay nitoerany ary nitoetra teo aminy tamin'izany andro izany; ary efa tokony ho ora fahafolo tamin'izay". Jaona 1 : 35-42 (and.39)
Tohiny

"Aza mihaino ny tenin'ny mpaminaninareo... fa lainga no vinaniny aminareo". Jeremia 27 : 16-22 (and.16)
Tohiny

"Dia namaly an'i Josoa izy ireo ka nanao hoe: Izay rehetra andidianao anay dia hataonay; ary izay rehetra anirahanao anay dia halehanay". Josoa 1 : 12-18 (and.16)
Tohiny