Archives de la catégorie: Fampianarana

ireo fampianarana sy toriteny isan-karazany

30 SEPTAMBRA 2019 – 06 OKTOBRA 2019

Kely fitiavana satria … voavela tamin’ny heloka kely  (Lio 7.47) Mety ianao ry havana io kely fitiavana io satria voavela tamin’ny heloka kely. Tsy midika izany hoe kely heloka ianao. Fa heloka kely IHANY no nentinao teo amin’ny Tompo ka nahazoanao famelana. Angataho mandrakariva ny Fanahy Masina hiasa ao aminao hampiaiky heloka anao (Jao 16.8)…
Tohiny

NY OLONA VOAVELA TAMIN’NY HELOKA BE, DIA BE FITIAVANA

« Ary amin'izany dia lazaiko aminao: Voavela ny helony be, fa be fitiavana izy; fa izay voavela tamin'ny kely dia kely fitiavana ». Lioka 7 :47 NY OLONA VOAVELA TAMIN’NY HELOKA BE, DIA BE FITIAVANA Ry havana ô, misy mpino kely fitiavana ; nefa ny ampianarina antsika eto dia hoe : izay manompo ny Tompo…
Tohiny

FANTARO NY HERIN’ANDRIAMANITRA MANOVA

« Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mety hofitahina ianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin'olona sy ny sodomita sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ny mpimamo sy ny mpanaratsy ary ny mpanao an-keriny dia tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra.…
Tohiny

RESAKA “MIKOROSY FAHANA”

« Ary ankehitriny dia kilema aminareo ny anananareo ady amin'ny namanareo. Nahoana no tsy aleo mandefitra ny tsy rariny aza ianareo? Nahoana no tsy aleo maharitra hambakaina aza ianareo? Kanjo ianareo indray no manao izay tsy marina ka manambaka na dia ny rahalahinareo aza ». 1 Korintiana 6 :7-8 Ny dikan-teny DIEM amin’ilay and.7 manao…
Tohiny