« Tsy tahaka ny afo va ny teniko? hoy Jehovah ». Jeremia 23 :29a Ny tena teny avy amin’Andriamanitra ry havana dia teny toy ny afo mandoro sy mandevona. Izay ilay vokatry ny teny izany. Ary normal izany ry havana ô, satria toetran’Andriamanitra mihitsy, Izy Andriamanitra, dia hoe afo mandevona Deoteronomia 4 :24 : «…
Tohiny
RESAKA VILANY SY HENA
« Ity tanàna ity tsy ho vilaninareo, ary hianareo tsy ho hena ato anatiny ». Ezekiela 11 :11a RESAKA VILANY SY HENA Ilay vilany, amin’ny teny frantsay hoe : « marmite » ; dia rehefa mijery ny heviteny dia hoe ilay « marmite » manambara zavatra milaza « sécurité ». Ireo lehilahy jodeana 25 lahy eto izay mpanapaka tao Joda, tompom-pahefana, manan-karena, ary nieritreritra ho tsy…
Tohiny
07 Octobre 2019 – 27 Octobre 2019
Reconnaître Jésus (Luc 24.31) Sur la route d’Emmaüs, Jésus s’approche de deux disciples et fait route avec eux. Mais ils ne Le reconnaissent pas (vv.15-16). Un commentateur a dit : « Le disciple ne peut voir le Christ ressuscité, même s’Il marche à côté de lui, à moins qu’Il ne se révèle Lui-même. » Jésus s’est révélé aux…
Tohiny
ANDRIAMANITRA DIA ANDRIAMANITRA ETY AKAIKY ETY, FA ANDRIAMANITRA DIA ANDRIAMANITRA ANY LAVITRA KOA
« Moa Andriamanitra ety akaiky ihany va Aho? hoy Jehovah. Fa tsy Andriamanitra any lavitra any koa? ». Jeremia 23 :23 Mifandahatra amin’ny mpaminany sandoka i Jeremia eto ; ny mpaminany sandoka dia tahaka ny mpanompo sampy, milaza hoe Andriamanitra dia voafetra amina toerana na amina faritra anankiray. Tsia ! Tsia ! Tsy tahak’izany Andriamanitra…
Tohiny