Archives de la catégorie: Fampianarana

ireo fampianarana sy toriteny isan-karazany

16 MARSA 2020 – 22 MARSA 2020

« Manangàna famantaran-dalana ho anao hianao, manorena tsangam-bato ». Jeremia 31 :21a MITADIAVA IANAO SIGNALISATION HO ANAO – MITADIAVA IANAO POTEAU DE DIRECTION Signalisation sy poteau 4 no omena anao : Ny Baiboly sy ny vavaka : Ataovy vavaka ny tanjonao ho tonga any amin’ny Jerosalema vaovao ary raiso ny Baiboly hanoro anao ny lalana ho amin’izany. Ka hamaly anao…
Tohiny

IANAO VE MBA MANGATAKA NY HERIN’NY FANAHY MASINA REHEFA MITORITENY ?

IANAO VE MBA MANGATAKA NY HERIN’NY FANAHY MASINA REHEFA MITORITENY ? Asan’ny Apostoly 2:37a Satria feno ny Fanahy Masina Petera raha nitoriteny, dia nanindrona ny mpihaino ny teniny. Sabatra roa lela ny tenin’Andriamanitra ka miditra any amin’ny lalina indrindra amin’ny tena. (Hebreo 4 :12) Fa sabatry ny Fanahy koa ny tenin’Andriamanitra. (Efesiana 6) Ary raha…
Tohiny

09 MARSA 2020 – 15 MARSA 2020

IANAO VE MBA MANGATAKA NY HERIN’NY FANAHY MASINA REHEFA MITORITENY ? Asan’ny Apostoly 2 :37a Satria feno ny Fanahy Masina Petera raha nitoriteny, dia nanindrona ny mpihaino ny teniny. Sabatra roa lela ny tenin’Andriamanitra ka miditra any amin’ny lalina indrindra amin’ny tena. (Hebreo 4 :12) Fa sabatry ny Fanahy koa ny tenin’Andriamanitra. (Efesiana 6) Ary…
Tohiny

02 MARSA 2020 – 08 MARSA 2020

RAHA TSY MIBEBAKA IANAO DIA HO RINGANA. (Lioka 13 :1-5) Mahatsiravina hoy ianao ny tantaran’ilay Galiliana tonga nanao fanatitra tao amin’ny tempoly, dia novonoin’i Pilato, ary ny ràny naharoharon’i Pilato tamin’ny fanatiny. Tena mba malchance hoy ianao izany lehilahy valo ambin’ny folo nianjeran’ny tilikambo tany Siloama izany. Jesoa tsy miteny aminao hoe : ilay Galiliana meloka kokoa,…
Tohiny