Archives de la catégorie: Fampianarana

ireo fampianarana sy toriteny isan-karazany

TANDREMO NY FIAVONAVONANA – TANDREMO NY FIHEVERAN-TENA HO ZAVATRA

« Fa na dia avo aza Jehovah dia mijery ny ambany toetra, Ary ny mpiavonavona fantany eny lavitra eny. — Salamo 138 : 6 Mampitandrina antsika ny Tompo ny amin’ny fiavonavonana. Mampitandrina antsika ny Tompo ny amin’ny fiheveran-tena ho zavatra. Ilay miavonavona, ilay mihevi-tena ho zavatra, dia mihevitra izy fa tsy mila an’Andriamanitra. Izany ilay avonavona :…
Tohiny

FANTARO FA MANORITRA LALANA HO ANAO JEHOVAH

« Eny hihira ny amin’ny lalan’i Jehovah izy ; Fa lehibe ny voninahitr’i Jehovah ». — Salamo 138 : 5 Ilay mpanjaka no resahina eto, hoe : « eny hihira ny amin’i lalan’i Jehovah izy ». Inona ary izany hoe « lalan’i Jehovah » izany, raha eritreretina hoe Davida no mijoro vavolombelona, ary mijoro vavolombelona amin’ny mpanjaka namany ? Jerentsika ny 2 Samoela 7 :8 : Jehovah maniraka…
Tohiny

HIDERA ANAO NY MPANJAKA REHETRA AMIN’NY TANY

« Jehovah o, hidera Anao ny mpanjaka rehetra amin'ny tany, Fa handre ny tenin'ny vavanao izy ». — Salamo 138 : 4. HIDERA ANAO NY MPANJAKA REHETRA AMIN'NY TANY. Davida miteny eto, hoe : « hidera Anao ny mpanjaka rehetra amin’ny tany ». Satria maninona ? Satria handre ny tenin'ny vavan'i Jehovah izy. Izany Davida izany ry havana, noho ny lazany,…
Tohiny

MIHAINOA

Salamo 81 :8 : « Mihainoa, ry oloko, dia hambarako aminao ». MIHAINOA. Izy tsy hanambara aminao na inona na inona raha tsy mihaino ianao e. Misy olona mitaraina : « Pasitera an,mba mamaky mofon’aina ihany aho fa maina be ». Ka ianao tsy vonona hihaino ko. Salamo 81 :11 : « Fa tsy nihaino ny feoko ny oloko; ary ny Isiraely tsy nankatò Ahy". Salamo 81 :13 : « Enga anie…
Tohiny