Vaovao

"Fa izao no lazain'ny Iray avo sy manerinerina, izay monina mandrakizay, masina no anarany: Ao amin'ny fitoerana avo sy masina no onenako, ary ao amin'ny torotoro fo sy ny manetry tena, hamelombelona ny fanahin'ny manetry tena sy hamelombelona ny fon'ny torotoro fo". Isaia 57:15
Tohiny

ANDRIAMANITRA DIA TOMPON’NY FIADANANA

« Ary ny Tompon'ny fiadanana anie hanome anareo fiadanana mandrakariva amin'ny zavatra rehetra. Ho aminareo rehetra anie ny Tompo ». 2 Tesaloniana 3 :16 Eto amin’ity 2 Tesaloniana 3 :16 ity ry havana, dia manambara ny tenany Andriamanitra, ho « Tompon’ny fiadanana ». Ny fahamarinana 1 dia izao : Raha Tompon’ny fiadanana Izy aminao, dia…
Tohiny