Vaovao

02 Desambra 2019 – 08 Desambra 2019

« Ary ny Tompon'ny fiadanana anie hanome anareo fiadanana…». 2 Tesaloniana 3 :16a Tompon’ny fiadanana. Manambara ny tenany Andriamanitra, ho « Tompon’ny fiadanana ». Raha Tompon’ny fiadanana Izy aminao, dia angataho fiadanana ho anao. Azy ny fiadanana. Ary Azy irery izany. Raha hangataka na hitady any amin’ny hafa ianao, tsy hahazo fiadanana. Ka angataho amin’ny…
Tohiny

"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao, dia hiadana; Izany no hahatongavan'ny soa aminao". Joba 22:21
Tohiny

"Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra Mahery, Rain'ny mandrakizay Andrian'ny fiadanana". Isaia 9:5
Tohiny