"Ary tamin'izany dia nanatona an'i Jesoa ny renin'ny zanak'i Zebedio mbamin'ny zananilahy, dia niankohoka ka nangataka zavatra taminy". Matio 20 : 20-23 (and.20)
Tohiny
"Ary Andriamanitra nanao hoe: Misia mazava; dia nisy mazava". Genesisy 1 : 1-5 (and.3)
Tohiny
"Fa an'i Jehovah ny fanjakana; ary manapaka amin'ny firenen-tsamy hafa Izy". Salamo 22 : 22-31 (and.28)
Tohiny



