"Mazoto mitana ny firaisana avy amin'ny Fanahy amin'ny fehim-pihavanana". Efesiana 4 : 1-6 (and.3)
Tohiny
"Ary nentin'ny Fanahy Masina niditra teo an-kianjan'ny tempoly izy". Lioka 2 : 22-28 (and. 27a)
Tohiny
"Ary nidina teo amin'ny rahona Jehovah ka niteny taminy, dia nangalany ny Fanahy izay tao amin'i Mosesy ka napetrany tao amin'ny loholona fito-polo lahy; ary raha mbola nitoetra tao aminy ny Fanahy, dia naminany izy, nefa tsy nanao intsony". Nomery 11 : 24-27 (and.25)
Tohiny
"Koa raha ianareo, na dia ratsy aza, mahalala hanome zava-tsoa ho an'ny zanakareo, tsy mainka va ny Ray, Izay any an-danitra, no hanome ny Fanahy Masina ho an'izay mangataka aminy?". Lioka 11 : 9-13 (and.13)
Tohiny



