"Ary ny fanahin'i Jehovah hitoetra ao aminy, dia ny Fanahin'ny fahendrena sy ny fahazavan-tsaina; Ny Fanahin'ny fanoloran-tsaina sy ny faherezana; Ny Fanahin'ny fahalalana sy ny fahatahorana an'i Jehovah". Isaia 11 : 1-5 (and.2)
Tohiny
"Saino ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra ety an-tany". Kolosiana 3 : 1-4 (and.2)
Tohiny
"Dia nanokatra ny sain'ireo Izy hahalala ny Soratra Masina". Lioka 24 : 44-53 (and.45)
Tohiny
"Fa hoy Jesoa taminy: Mandehana ianao, ry Satana: fa voasoratra hoe; Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao (Deoteronomia 6:13)". Matio 4 : 1-11 (and.10)
Tohiny



