"Raha velon'ny Fanahy isika, dia aoka handeha araka ny Fanahy". Galatiana 5 : 22-25 (and.25)
Tohiny
"Ary raha ren'ny Isiraely rehetra izany fitsarana nataon'ny mpanjaka izany, dia natahotra ny mpanjaka izy, satria hitany fa misy fahendren'Andriamanitra ao am-pony ho entiny mitsara". I Mpanjaka 3 : 26-28 (and.28)
Tohiny
"Ry Raiko o, Ianao no nahazatra ahy, hatry ny fony aho mbola tanora?" Jeremia 3 : 1-5 (and.4b)
Tohiny
"Mazoto mitana ny firaisana avy amin'ny Fanahy amin'ny fehim-pihavanana". Efesiana 4 : 1-6 (and.3)
Tohiny



