"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao". Apokalypsy 3 : 7-11 (and.11)
Tohiny
"Amin'ny faharetanareo no hahatananareo ny ainareo". Lioka 21 : 12-19 (and.19)
Tohiny
"Jehovah, Andriamanitry ny maro, Jehovah no hahatsiarovana Azy". Hosea 12 : 1-7 (and.6)
Tohiny
"Miantombena tsara miandry an'i Jehovah ianao ka manantenà Azy". Salamo 37 :1-7 (and.7a)
Tohiny
