Vaovao

"Ary ny Fanahy Masina nidina teo amboniny, ka ny endriny dia tahaka ny voromailala; ary nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Ianao no Zanako malalako; Ianao no sitrako". Lioka 3 : 21-22 (and.22)
Tohiny

"Fa maharitra amin'ny fanahy iray ianareo ka miray fo hiara-miezaka hampandroso ny finoana ny filazantsara". Filipiana 1 : 27-30 (and.27b)
Tohiny

"Ary hoy indray Jesoa taminy: Fiadanana ho anareo; tahaka ny nanirahan'ny Ray Ahy no anirahako anareo kosa". Jaona 20 : 21-23 (and.21)
Tohiny

"Ary homeko fo vaovao ianareo, ary fanahy vaovao no hataoko ao anatinareo, ary hesoriko amin'ny nofonareo ny fo vato, ka homeko fo nofo ianareo'. Ezekiela 36 : 22-30 (and. 26)
Tohiny