"Ry Andriamanitray o, tsy hitsara azy va Ianao? Fa izahay dia tsy manan-kery hanohitra ireo olona betsaka ireo, izay avy hamely anay, koa tsy hitanay izay hataonay; fa Ianao no andrandrain'ny masonay". II Tantara 20 : 1-12 (and.12)
Tohiny
"Izay tsy nilazana Azy no hahita, Ary izay tsy nandre no hahafantatra" (Isaia 52:15). Romana 15 : 14-21 (and.21b)
Tohiny
Herinandron’ny Fanahy Masina 2026
HERINANDRON'NY FANAHY MASINA - ANDRO 5 - MIASA NY FANAHY MASINA, MAMOKATRA TOETRA MIAVAKA AO @ MINO HERINANDRON'NY FANAHY MASINA - ANDRO 4 - MIASA NY FANAHY MASINA, MITARIKA NY ZANAK'ANDRIAMANITRA HERINANDRON'NY FANAHY MASINA - ANDRO 3 - MIASA NY FANAHY MASINA, MAMPIRAY NY MINO HERINANDRON'NY FANAHY MASINA - ANDRO 2 - MIASA NY FANAHY…
Tohiny
"Ary samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka dia niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa, araka ny nampitenenan'ny Fanahy Masina azy". Asan'ny Apostoly 2 :1-4 (and.4)
Tohiny



