Vaovao

EKSODOSY 15.1-5; 25 Jona 2024

FIARAHA-MANDINIKA SORATRA MASINA TALATA 25.06.24 EX 15:1-5 EKSODOSY: NY BOKY Isan'ny toko: 40 Andininy fototra: Ex 12:23 Heviny: Fahafahana, fandalovana, na Pask'IHWH. Datin'ny tantara: Tokony ho tamin'ny taona 1446 BC (Miainga avy eo amin'ny 1R 6:1 : Nanorenana ny Tempoly tamin'ny taona 966 BC + 480 taona). Daty nanoratana miovaova tokony ho tamin'ny andron'i Mosesy,…
Tohiny

Sal 121.8 ; 24 Jona 2024

Salamo 121,8 Fiarovana mamakivaky ny làlana (Mivoaka na miditra) Ohatra: Zanak'Israely namakivaky ny Tany efitra 40 taona niaraka tami'nny andry afo sy ny andry rahona. Ohatra miiba: Ny fomban'ny fakana fiarovana raha handeha lavitra... Fiarovana mamakivaky ny fotoana (hatramin'izao ka ho mandrakizay) Jehovah: tsy miova sy maharitra. Ny zava-mitranga mety miova fa IZY tsy miova.…
Tohiny

"Dia fantany fa tsy nasainy hitandrina izy, fandrao azon'ny masirasira fanaovana mofo, fa andrao azon'ny fampianaran'ny Fariseo sy ny Sadoseo". Matio 16 : 12
Tohiny