Vaovao

ISAIA 43:1-7 ; 28 Jona 2024

FIARAHA-MANDINIKA SORATRA MASINA: ZOMA 28.06.24 Es 43:1-7 1. ISAIA: NY BOKY Toko 66 izay mizara  3 : Toko 1-39: Korontana politika vokatry ny sampy Toko 40-55: Fahababoana any Babylona Toko 56-66: Tafaverina any Joda ny babo Isaia: Ny Tompo no mpamonjy. Naminany tamin'ny taona 740 BC - 680 BC (60 taona). 2. TEKSTA: Teny ho…
Tohiny

"Raha mita ny rano ianao, dia homba anao Aho; Ary raha mita ny ony ianao, dia tsy hanafotra anao izy; Raha mandeha mamaky ny afo ianao, dia tsy ho may, Ary tsy hirehitra aminao ny lelafo". Isaia 43 : 2
Tohiny

"Fa satria an'ny andro isika, dia aoka hahonon-tena ka hitafy ny finoana sy ny fitiavana ho fiarovan-tratra, ary ny fanantenana ny famonjena ho fiarovan-doha". I Tesaloniana 5 : 8
Tohiny

"Ary mitandrema, fandrao ny fonareo hovesaran'ny vokatry ny fisotroan-toaka sy ny fahamamoana ary ny fiahiahian'izao fiainana izao, ka ho avy tampoka aminareo tahaka ny fandrika izany andro izany". Lioka 21 : 34
Tohiny