Vaovao

1 Sam 7 : 2 – 14 ; Zoma 21 Jona 2024

1. NY BOKY Toko 31 izay mitantara ny zavaniseho tamin'ny taona 1149-1055 BC nosoratana tamin'ny 1055 BC. Samoela = Ilay nohenoin’Andriamanitra. Ato no voalaza voalohany ny teny hoe MESIA (Ilay voahosotra) ao amin'ny 1 Sam 2:10. Vanim-potoanan’ny tetezamita hidirana amin’ny fananana mpanjaka ny vanim-potoana Samoela. Saoly no mpanjaka voalohany teo amin’ny Israely (1 Sam 8:4-5)…
Tohiny

"Ary hoy Samoela tamin'ny taranak'Isiraely rehetra: Raha miverina amin'i Jehovah amin'ny fonareo rehetra tokoa ary ianareo, dia ario hiala aminareo ny andriamani-kafa sy ireo Astarta, ka ampiomany ny fonareo ho an'i Jehovah, ary aoka Izy ihany no hotompoinareo, dia hamonjy anareo amin'ny tanan'ny Filistina Izy. Dia nanary ireo Bala sy Astarta ny Zanak'Isiraely ka nanompo…
Tohiny

"Jehovah, Tompon'ny maro, no momba antsika; Andriamanitr'i Jakoba no aro ho antsika". Salamo 46 : 11
Tohiny

Marka 4:35-41 ; 19 Jona 2024

Marka 4:35-41 1. Fampandinihan-tena: (and. 40) Efa manana finoana ve ianao ka tsy saro-tahotra? Vakio sy diniho ny Hebreo 11 (Ny toko-n'ny finoana). Izay hamantarana fa manana finoana ianao dia: Ianao feno fankatoavana (Abrahama, Genesisy 12 sy 22) Ianao Feno fahatokiana (Davida sy Goliata, I Samoela 17) Ianao feno vavaka (Daniela 6: Daniela sy lavaky…
Tohiny