Jeremia 12:1-6 Hay, mpahazo antsika mpino ny toy izao miseho amin'ny Jeremia izao. Tsaroana koa ny Salamo faha-73, ilay tonon-kira nataon'i Asafa, manontany an'Andriamanitra hoe: "Nahoana no ambinina ny ratsy fanahy?" Amin'ny adim-panahy tahaka izao no iantsoana ny mpino hanamasin-tena ka isehoany ho miavaka eo anatrehan'ny hafa. Manetre tena (and. 1) Ankatoavy fa lehibe noho…
Tohiny
"Fa Ianao, Jehovah o, mahalala ahy; Mahita ahy Ianao sady mizaha toetra ny foko ny aminao; Sariho toy ny ondry hovonoina ireny, ary atokàny* ho amin'ny andro hamonoana". [*Hebreo: hamasino] — Jeremia 12 : 3
Tohiny
Mofonaina 16 Aogositra 2024 – 1 Kor 6:1-11
I Korintiana 6:1-11 (11) Ary efa mba toy izany ihany ny sasany aminareo, saingy efa voasasa ianareo, efa nohamasinina ianareo, efa nohamarinina ianareo, tamin'ny anaran'i Jesoa Kristy Tompo sy tamin'ny Fanahin'Andriamanitsika. — I Korintiana 6 : 11 Manamasina ny Tenany ny Mpino Misy teny anankitelo milaza ny fanamasinana eto : "Voadio", "Nohamasinina", ary "Nohamarinina". Voamarika…
Tohiny
"Ary efa mba toy izany ihany ny sasany aminareo, saingy efa voasasa* ianareo, efa nohamasinina ianareo, efa nohamarinina ianareo, tamin'ny anaran'i Jesoa Kristy Tompo sy tamin'ny Fanahin'Andriamanitsika". [*Grika: efa nanasa tena]. I Korintiana 6 : 11
Tohiny



