Vaovao

Mofonaina 15 Aogositra 2024 – Lioka 12:4-7

 Lioka 12:4-7 Fa na dia ny volon-dohanareo aza dia voaisa avokoa. Aza matahotra; fa mihoatra noho ny tsintsina maro ianareo. — Lioka 12 : 7 Manamasina ny tenany ny mpino Miaina amin'ny Fahatokiana sy ny Finoana Manoloana ny fanenjehana nahazo an'i Jesoa sy ny mpianany, dia nampahery azy ireo i Jesoa mba hatoky an'Andriamanitra. Efa fanaon'i Jesoa izany, ohatra,…
Tohiny

Mofonaina 14 Aogositra 2024 – Romanina 6:1-14

Romanina 6:1-14 Fa ny ota tsy hanan-kery aminareo; fa tsy mba ambanin'ny lalàna ianareo, fa ambanin'ny fahasoavana. — Romana 6 : 14 Manamasina ny tenany ny mpino Miainga amin'ny Fahasoavana Ny fahamasinana dia tsy vokatry ny ezaka ara-pitondratena ataontsika. Ny fahamasinana koa dia tsy araka izay famaritana heverintsika. Ny fahamasinana dia asan'ny Fahasoavan'Andriamanitra ao amintsika olombelona. Tsy fanomezan-dalana hanota akory…
Tohiny

"Ary aza manolotra ny momba ny tenanareo ho amin'ny ota ho fiadian*'ny tsy fahamarinana; fa atolory ny tenanareo ho an'Andriamanitra, toy ny efa maty nefa velona, ary ny momba ny tenanareo ho fiadian**'ny fahamarinana ho an'Andriamanitra". [*Na: fiasan'] [** Na: fiasan'].Romana 6 : 13
Tohiny

Mofonaina Talata 13 aogositra 2024 – Estera 4.6-17

Estera 4:16 Manamasina ny tenany ny mpino Mankato ny Tompo ao anatin'ny fotoan-tsarotra "Mandehana ary..." Estera nankato an'i Mordekay. Tsarovy ny fankatoavan'i Jesoa Kristy tao Getsemane. Fanontaniana ho an'ny fisaintsainana: Efa nahatsiaro ve ianao fa nisy fotoana nandavanao ny sitraponao ka nirosoanao tamin'ny fankatoavana ny sitrapon'Andriamanitra na dia tena sarotra aza izany? Manamasina ny tenany…
Tohiny