Vaovao

Mofonaina 21 Aogositra 2024 – Isaia 52.11-12

Isaia 52:11-12 Manamasina ny tenany ny Mpino Baikona hiala amin'ny endriky ny tsy fahamasinana ary amin'ny fomba rehetra isika: Mialà, Mivoaha, Madiova. Baiko sy Fandidiana ataon'ny Mpaminany ho an'ireo Babo tany Babylona ny hialana amin'izay tsy madio : Tsy tambazana hiala fa didiana. Eto amin'izao tontolo izao, isika dia mba ifampahery hiala amin'izay endrika tsy…
Tohiny

"Mialà, mialà ianareo, mivoaha, aza mikasika izay maloto, mivoaha avy eo aminy; madiova, ianareo izay mitondra ny fanak'i Jehovah. Fa tsy tampoka no hivoahanareo, ary tsy lositra no handehananareo; fa Jehovah no hitarika anareo eo aloha, ary Andriamanitry ny Isiraely no ho vodi-lalanareo". Isaia 52 : 11 - 12
Tohiny

MOFONAINA 20 AOGOSITRA 2024 – MARKA 12.14-23

Marc  7:14-23 Ny resaka ataon'i Jesoa eto dia mivantana amin'ireo Fariseo izay nanome lanja ny fomba ivelany sy ny lalàna momba ny fahadiovana. Jesoa ary dia manasongadina fa ny fanamasinan-tena dia tsy fisehosehoana ivelany fa dingana miainga avy ao anatin'ny olona. Ny fanamasinan-tena dia: Tsy fanarahana fitsipika na fandalana fomba amam-panao: Tsy fanamboarana fihetsika: Famindra…
Tohiny

"Fa tsy ny zavatra avy eo ivelany izay miditra ao anatin'ny olona no mahaloto azy; fa izay mivoaka avy ao anatin'ny olona no mahaloto azy".  Marka 7 : 15
Tohiny