Heb 10:1-18 (10-14) 1. Tokana ny loharanon'ny fahamasinana Jesoa Kristy voahombo teo amin'ny Hazo Fijaliana. 2. Fiainana ny fahamasinana Tsy vonjy tavan'andro fa amin'ny androm-piainana rehetra. 3. Azo antoka ny fahamasinana Tsy misy tokony hampisalasala ny asam-panamasinana nataon'i Jesoa Kristy. 4. Mitohy ny fahamasinana Asa mitohy tsy hampiherika amin'ny fahalotoana sy ny fahotana taloha ny…
Tohiny
"Izao no fanekena hataoko aminy, Rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah: Hataoko ao am-pony ny lalàko, Sady hosoratako ao an-tsainy"Hebreo 10 : 16
Tohiny
Mofonaina 22 Aogositra 2024 – Matio 5.13-16
Mt 5:13-16 Fanondroana sy fanendrena no ataon'i Jesoa amin'izao ampahan'ny Toriteniny izao. Manamasina ny tenany ny mpino Voatondron'i Jesoa ho fahazavana ny mpino "Hianareo no fahazavan'izao tontolo izao" (Mt 5.14a). Ireo mpianatra nanatona akaiky Azy no tondroin'ny Tompo eto (Mt 5. 1). Ny fanatonana akaiky ny Tompo no antom-pahamasinana. Hitan'ny Tompo ny finiavanao hanatona sy…
Tohiny
"Aoka hazava eo imason'ny olona toy izany koa ny fahazavanareo, mba hahitany ny asa soa ataonareo ka hankalazany ny Rainareo Izay any an-danitra". Matio 5 : 16
Tohiny



