Messages récents par Mpanoratra

24 JOLAY 2021

Isan’ny MFT : 115 Fanapahan-kevitra Fangatahana fanampiana   Toeram-panonana Mpitandrina (Seminera FJKM Ambatobevanja) : Antso fiaraha-miasa : 120ème Sekolin-jazavavy Ambatobevanja / 30ème Séminaire : Tsangambato fanatsara ny foto-drafitr’asa simba sy rava (Asa vitaina mialohan’ny fidirana Octobre 2021) Omena 50 000 Ar Fanasiana feo litorjia : Salamo 32 : «Sambatra ny olona izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany, Sambatra ny olona…
Tohiny

"Fa ao amin'i Kristy Jesoa dia tsy mahasoa na ny famorana na ny tsy famorana, fa ny finoana izay miasa amin'ny fitiavana". — Galatiana 5 : 6
Tohiny

MIHAINOA

Salamo 81 :8 : « Mihainoa, ry oloko, dia hambarako aminao ». MIHAINOA. Izy tsy hanambara aminao na inona na inona raha tsy mihaino ianao e. Misy olona mitaraina : « Pasitera an,mba mamaky mofon’aina ihany aho fa maina be ». Ka ianao tsy vonona hihaino ko. Salamo 81 :11 : « Fa tsy nihaino ny feoko ny oloko; ary ny Isiraely tsy nankatò Ahy". Salamo 81 :13 : « Enga anie…
Tohiny

AOKA ISIKA HANANA FIAINANA FOCALISE AMIN’ANDRIAMANITRA

Salamo 81 : 10 : « Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao niakatra avy tany amin'ny tany Egypta». Izaho no Jehovah Andriamanitrao. Mampahatsiahy antsika fahamarinana fototra ny Salamo. Zavatra tokana no hi- se focalisé-n’ny Baiboly iray manontolo ry havana ; ny Baiboly iray manontolo dia focalisé amin’Andriamanitra. Focalisé amin’Andriamanitra. Tsy amin’olombelona, fa amin’Andriamanitra. Ny fampieritreretana sy ny…
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.