"Dia namaly Natanaela ka nanao hoe: Raby o, Ianao no Zanak'Andriamanitra; Ianao no Mpanjakan'ny Isiraely". Jaona 1:49
Tohiny
"Ary nisy feo koa nivoaka avy teo amin'ny seza fiandrianana ka nanao hoe: Miderà an'Andriamanitsika ianareo mpanompony rehetra, dia ianareo izay matahotra Azy, na ny kely na ny lehibe". Apokalypsy 19:5
Tohiny
"Jehovah Tompo no tanjako, Ary manao ny tongotro ho toy ny an’ ny dieravavy Izy Ka mampandeha ahy any amin’ ny havoanako". Habakoka 3:19
Tohiny
"Fa izao no lazain'i Jehovah: Mihobia amin'ny fifaliana noho ny amin'i Jakoba, ary mifalia noho ny amin'ny lohan'ny firenena, torionareo, deraonareo, ka ataovy hoe: Jehovah o, vonjeo ny olonao, dia ny sisa amin'ny Isiraely". Jeremia 31:7
Tohiny



