Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Farany, ry rahalahy, mifalia, aoka ho tanteraka ianareo, mandraisa ny fampiononana, miraisa saina, mihavàna; ary Andriamanitry ny fitiavana sy ny fiadanana ho aminareo". 2 Korintiana 13:11
Tohiny

"Mandraka ankehitriny dia tsy mbola nangataka na inona na inona tamin'ny anarako ianareo; mangataha, dia hahazo ianareo, mba ho tanteraka ny fifalianareo". Jaona 16:24
Tohiny

"Fa izay tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra no zanak'Andriamanitra." Romana 8:14  
Tohiny

"Aoka ho fantatrareo fa Jehovah no Andriamanitra; Izy no nanao antsika, ary Azy isika, Dia olony sy ondry fiandriny." Salamo 100:3
Tohiny