"Ary rehefa nivavaka izy, dia nihovitrovitra ny trano izay niangonany; dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra ka nitory ny tenin'Andriamanitra tamin'ny fahasahiana". Asan'ny Apostoly 4 : 23-31 (and.31)
Tohiny
"Ny Fanahin'i Jehovah no mampiteny ahy, ary ny teniny no eo amin'ny lelako". II Samoela 23 : 1-7 (and.2)
Tohiny
"Fa ny masoko efa nahita ny famonjenao". Lioka 2 : 21-35 (and.30)
Tohiny
"Ary ny Fanahin'i Jehovah dia nilatsaka tamin'i Davida hatramin'iny andro iny". I Samoela 16 : 11-13 (and.13)
Tohiny



