Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Soraty; fa mahatoky sy marina ireo teny ireo".  Apokalypsy 21 : 1-5 (and. 5b)
Tohiny

"Fa hoy Jesoa taminy: Izaho ihany; aza matahotra".  Jaona 6 : 16-21 (and.20)
Tohiny

"Ny amboadia sy ny zanak'ondry hiara-komana". Isaia 65 : 17-25 (and.25a)
Tohiny

"Ary hoy Izy taminy: Mitsangàna, mandehana; ny finoanao no efa nahavonjy anao". Lioka 17 : 11-19 (and.19)
Tohiny