"Ary izay ao amin'ny nofo dia tsy mahay manao ny sitrapon'Andriamanitra". Romana 8 : 1-8 (and.8)
Tohiny
"Dia nandeha teo afovoan'ny ranomasina nandia ny tany maina ny Zanak'Isiraely; ary ny rano dia tonga fefy ho azy teo amin'ny ankavanany sy teo amin'ny ankaviany". Eksodosy 14 : 15-22 (and.22)
Tohiny
"Ao aminy koa no nanaovana antsika ho lovany*, rehefa notendrena rahateo isika araka ny fikasan'izay mahefa ny zavatra rehetra araka ny ankasitrahan'ny fony". [*Na: no nandraisantsika ny lova] Efesiana 1 : 7-14 (and.11)
Tohiny
"Omeonareo hanina izy". Matio 14 : 13-21 (and.16b)
Tohiny



