Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa hitako izao fa matahotra an'Andriamanitra ianao, ka tsy narovanao tamiko ny zanakao, dia ny lahitokanao". Genesisy 22 : 1-13 (and.12b)
Tohiny

"Ary na inona na inona no ataonareo, dia ataovy amin'ny fo, tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'olona". Kolosiana 3 : 22-25 (and.23)
Tohiny

"Lozanareo! fa manao ny rarivatom-pasan'ny mpaminany ianareo, nefa ny razanareo ihany no namono azy". Lioka 11 : 47-51 (and.47)
Tohiny

"Dia hoy Jesoa taminy: Fenoy rano ny siny. Dia nofenoiny hatramin'ny molony". Jaona 2 : 1-12 (and.7)
Tohiny