Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i Jesoa Kristy Tompontsika, Izay nitahy antsika tao amin'i Kristy amin'ny fitahiam-panahy rehetra any an-danitra". Efesiana 1:3
Tohiny

"Ary ho faly sy ho ravoravo ianao; ary maro no hifaly amin'ny hahaterahany". Lioka 1:14
Tohiny

"Mifalia sy miravoravoa ianareo, fa lehibe ny valim-pitianareo any an-danitra; fa toy izany ihany no nanenjehany ny mpaminany izay talohanareo." Matio 5:12
Tohiny

"Izao no lazain'i Jehovah: Tamin'ny taona fankasitrahana no nihainoako Anao. Ary tamin'ny andro famonjena no namonjeko Anao; Dia hiaro Anao Aho ka hanome Anao ho fanekena ho an'ny olona, mba hanangana ny tany indray sy hampandova ny lova izay efa rava". Isaia 49:8  
Tohiny