Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Efa ho lasa ny alina, ka efa mby akaiky kokoa ny andro, koa aoka hariantsika ny asan'ny maizina ka hitafiantsika ny fiadian'ny mazava". Romana 13:12
Tohiny

"Ary miantsoa ny anaran'ny andriamanitrareo ianareo, ary izaho kosa hiantso ny anaran'i Jehovah; koa izay Andriamanitra mamaly amin'ny afo, dia aoka Izy no ho Andriamanitra". 1 Mpanjaka 18:24a
Tohiny

"Fa raha tsy mamela ny fahadisoan'ny olona ianareo, dia tsy hamela ny fahadisoanareo ny Rainareo". Matio 6:15
Tohiny

"Ka dia ho avy ireny ka hihoby ao amin'ny havoan'i Ziona, dia hitanjozotra ho any amin'ny zava-tsoan'i Jehovah, dia ny vary sy ny ranom-boaloboka sy ny diloilo sy ny zank'ondry ary ny zanak'omby; ary ny fanahiny ho toy ny tanimboly vonton-drano, ka tsy hihamalazo intsony". Jeremia 31:12
Tohiny