"Fa ny Mpananatra, dia ny Fanahy Masina, Izay hirahin'ny Ray amin'ny anarako. Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo". Jaona 14:26
Tohiny
"Koa raha mba homen'Andriamanitra azy ny fanomezana, tahaka antsika fony isika vao nino an'i Jesoa Kristy Tompo dia iza moa aho no hahasakana an'Andriamanitra? Ary rehefa nandre izany ireo, dia nangina sady nankalaza an'Andriamanitra ka nanao hoe: Efa nomen'Andriamanitra ny jentilisa koa ny fibebahana hahazoany fiainana". Asan'ny Apostoly 11:17-18
Tohiny
"Fa ny fahendrena izay avy any ambony dia madio aloha, ary tia fihavanana, mandefitra, mora alahatra, be famindram-po sy be voka-tsoa, tsy miahanahana* na mihatsaravelatsihy". Jakoba 3:17
Tohiny
"Hohasoavina anie izay manisy soa anao, ary ho voaozona anie izay manozona anao!" Nomery 24:9b
Tohiny



