"Moa efa nanatitra fanatitra hohanina sy fanatitra alatsa-drà ho Ahy tany an'efitra efa-polo taona va ianareo, ry taranak'i Isiraely?" Amosa 5:25
Tohiny
"Manompoa an’ i Jehovah amin’ ny fahatahorana, ary mifalia amin’ ny fangovitana". Salamo 2:11
Tohiny
"Fa ny Tompo namaly ka nanao taminy hoe: Marta, Marta, maro ahina sy maro herehina hianao; nefa zavatra iray loha no ilaina; fa Maria no efa nifidy ny anjara tsara, izay tsy halaina aminy". Lioka 10:41-42
Tohiny
"Ataovy ny zavatra rehetra amin’ ny tsi-fimonomononana sy ny tsi-fisalasalana". Filipiana 2:14
Tohiny



