"Fa izaho, na dia tsy teo aza ny tenako, nefa teo ihany ny fanahiko, dia efa nitsara sahady an'ilay nanao toy izany, tahaka ny teo ihany aho: amin'ny anaran'i Jesoa Tompontsika - rehefa tafangona ianareo sy ny fanahiko omban'ny herin'i Jesoa Tompontsika hanolotra izany anankiray izany ho an'i Satana hanimbana ny nofo, mba hamonjena ny…
Tohiny
"Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana". Jaona 4:24
Tohiny
"Ary amin'izany, raha mitondra ny fanatitrao ho eo amin'ny alitara ianao, ary eo no mahatsiaro fa ny rahalahinao manana alahelo aminao, dia avelao eo anoloan'ny alitara ny fanatitrao, ka mandehana aloha, ataovy izay hihavananao amin'ny rahalahinao, ary rehefa miverina, dia vao atero ny fanatitrao". Matio 5:23-24
Tohiny
"Isaorana anie ny Tompo Andriamanitry ny Isiraely; Fa nitsinjo ny olony Izy ka nanao fanavotana ho azy". Lioka 1:68
Tohiny



