Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Haleloia. Hidera an'i Jehovah amin'ny foko rehetra aho, Eo amin'ny fivorian'ny marina sy ny fiangonan-dehibe". Salamo 111:1
Tohiny

"Apetrako ny foko hankatò ny didinao mandrakizay hatramin'ny farany". Salamo 119:112
Tohiny

"Ho an'Andriamanitra tokana ihany sady hendry anie ny voninahitra amin'ny alalan'i Jesoa Kristy mandrakizay mandrakizay. Amena". Romana 16:27
Tohiny

"Izy no torinay, ka samy anarinay sy ampianarinay amin'ny fahendrena rehetra ny olona rehetra, mba samy hatolotray ho tanteraka ao amin'i Kristy izy rehetra". Kolosiana 1:28
Tohiny