"Eny, izaho no hahita Azy, ary ny masoko no hijery, fa tsy olon-kafa. Efa matim-paniriana ny saiko ato anatiko". Joba 19:27
Tohiny
"Mifona aminao aho, Jehovah o, vonjeo o! Mifona aminao aho, Jehovah o, ambino o!". Salamo 118:27
Tohiny
"Ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny finoanareo; ary mbola ao amin'ny fahotanareo ihany ianareo". 1 Korintiana 15:17
Tohiny
"Ary rehefa natao tanteraka Izy, dia tonga loharanon'ny famonjena mandrakizay ho an'izay rehetra manaraka Azy". Hebreo 5:9
Tohiny



